Handefasako rivotra
Inty video ity dia hoentiko hizarana amin'ny olona rehetra izay mahita azy fa manan-talenta maro ny ankamaroan'ny Malagasy ary santionany itu ventriloquie ity...Ho entiko hisarihana ny sain'ny maro fa misy i Madagasikara eo amin'izao tontolo izao
#Madagascar
Sign in to join the conversation.
Sign in with Google
Comments